HE MIDERA (RAKOTOARISON Onja Lalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He miderà an’i Jehovah ry mpanompony rehetra
Miderà ny Tsitoha ry asany rehetra
Ianareo zanak’Andriamanitra, manandratà feo
Derao, derao ny Tomponao
Mpanjaka Izy ka derao
Lehibe tononkira.serasera.org ny Andriamanitrao
Mitafy voninahitra Ianao Ray
Tsy hita nohanoa ny falehibezanao
Mahery indrindra Ianao ka tsy hay tohaina ny feo hidera Anao
Mahagaga ny asanao Tsitoha
Mahatalanjona ny zava-bitanao
Tsy takatry ny saina ny hevitrao xiuv ho anay ka aleo midera Anao
Andrian’ny Fiadanana Ianao
Fatratra ngvkqjiu ihany koa ipfs ny fiandriananao
Aharitra ny fahasambaran’ny mitoetra Aminao hidera Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RAKOTOARISON Onja LalainaVisites : 1222
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mi_La
Date : 22/02/2019 08:35