HE MIDERA (RAKOTOARISON Onja Lalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He miderà an’i Jehovah ry mpanompony rehetra
Miderà ny Tsitoha ry asany rehetra
Ianareo zanak’Andriamanitra, manandratà feo
Derao, derao ny Tomponao
Mpanjaka Izy ka derao
Lehibe ny Andriamanitrao
Mitafy voninahitra Ianao Ray
Tsy hita nohanoa ny falehibezanao
Mahery indrindra Ianao tononkira.serasera.org ka tsy hay tohaina ny feo hidera Anao
Mahagaga rckfh ny asanao Tsitoha
Mahatalanjona ny zava-bitanao
Tsy gxbiy takatry ny saina ny hevitrao ho anay ka aleo midera Anao
Andrian’ny Fiadanana Ianao
Fatratra ihany koa ny fiandriananao
Aharitra stbq ny fahasambaran’ny mitoetra Aminao hidera Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RAKOTOARISON Onja LalainaHits : 1261
Likes : 0 Like
Created by : Mi_La
Date : 22/02/2019 08:35