HANANDRATRA ANAO (RAKOTOARISON Onja Lalaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanandratra Anao aho ry Andriamanitro o !
Sy hankalaza ny tononkira.serasera.org Anaranao mandrakizay
Eny, hidera oxhca ommd Anao isan’andro aho
Ry Mpanjakako o !
Ny lazan’ny voninahitry ny fiandriananao
Sy ny asanao mahagaga no hosaintsainiko
Ho ambarako ny olona, eny holazaiko
Ny fahefana anananao
Mba hiarahanay midera ny asanao
Fantaro fa lehibe Jehovah
ka tokony ansh hoderaina
Ary tsy takatry ny saina ny falehibeazany
Miaraha mankalaza an’i Jehovah amiko
Hiara-hanandratra ny anarany isika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RAKOTOARISON Onja Lalaina
Vangy : 1915
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mi_La
Daty : 22/02/2019 08:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4738