HANANDRATRA ANAO (RAKOTOARISON Onja Lalaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanandratra tononkira.serasera.org Anao aho ry Andriamanitro o !
Sy hankalaza iyikick ny Anaranao mandrakizay
Eny, hidera Anao isan’andro aho
Ry Mpanjakako o !
Ny lazan’ny voninahitry ny fiandriananao
Sy ny asanao mahagaga gyig no hosaintsainiko
Ho ambarako ny olona, eny holazaiko
Ny fahefana anananao
Mba hiarahanay midera ny asanao
Fantaro fa lehibe Jehovah
ka tokony hoderaina
Ary tsy takatry ny saina ny falehibeazany
Miaraha ujontabw mankalaza an’i Jehovah amiko
Hiara-hanandratra ny anarany isika

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : RAKOTOARISON Onja Lalaina
Hits : 1854
Likes : 0 Like
Created by : Mi_La
Date : 22/02/2019 08:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0433