HANANDRATRA ANAO (RAKOTOARISON Onja Lalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanandratra Anao aho ry Andriamanitro o !
Sy hankalaza ny Anaranao orpknby mandrakizay
Eny, hidera Anao isan’andro aho
Ry Mpanjakako o !
Ny lazan’ny voninahitry ny hnbak fiandriananao
Sy ny asanao mahagaga no hosaintsainiko
Ho ambarako ny olona, tononkira.serasera.org eny holazaiko
Ny fahefana anananao
Mba hiarahanay midera ny asanao
Fantaro fa lehibe Jehovah
ka reshdleq tokony hoderaina
Ary tsy takatry ny saina ny falehibeazany
Miaraha mankalaza an’i Jehovah amiko
Hiara-hanandratra ny anarany isika

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RAKOTOARISON Onja LalainaHits : 1774
Likes : 0 Like
Created by : Mi_La
Date : 22/02/2019 08:35