Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsara ny andro (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara ny andro fa tony ny lanitra ambony
Manga mahafinaritra
Zavona kely rudy no tazako eny
Mamiratra ny lanitra,
Endrika falifaly arzrxeeq ny voro-manidina
Tompon’ny habakabaka,
Lomanon-jaza iray miboridana
Sambatra... tena miavaka,
Tsara! tsara ny andro
Baliaka sariaka ho antsika ny masoandro
Tsara ny andro ka jggaguha faly, fa hafa ny omaly
Ny aizina toa tsy hisava,
Fiara miriotra, ’zay toy tononkira.serasera.org ny tafiotra
Miserana manavatsava,
Hirahira tanora arahin’akora
No maningatsingana any,
Raha toa hikarenjy, ny satroka penjy
Be sofina no ento mankany,
Tsara! tsara ny andro, sns...
Tonony: Jérôme Randria, Biry (1982,1990)
Manga mahafinaritra
Zavona kely rudy no tazako eny
Mamiratra ny lanitra,
Endrika falifaly arzrxeeq ny voro-manidina
Tompon’ny habakabaka,
Lomanon-jaza iray miboridana
Sambatra... tena miavaka,
Tsara! tsara ny andro
Baliaka sariaka ho antsika ny masoandro
Tsara ny andro ka jggaguha faly, fa hafa ny omaly
Ny aizina toa tsy hisava,
Fiara miriotra, ’zay toy tononkira.serasera.org ny tafiotra
Miserana manavatsava,
Hirahira tanora arahin’akora
No maningatsingana any,
Raha toa hikarenjy, ny satroka penjy
Be sofina no ento mankany,
Tsara! tsara ny andro, sns...
Tonony: Jérôme Randria, Biry (1982,1990)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny RailovyHits : 16061
Likes : 0 Like
Created by : Rasoloniaina Jn B.
Date : 07/04/2003 12:12
