Tsara ny andro (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ranlzq Tsara ny andro fa tony ny lanitra ambony
Manga mahafinaritra
Zavona kely no tazako eny
Mamiratra ny lanitra,
Endrika falifaly kthu ny voro-manidina
Tompon’ny habakabaka,
Lomanon-jaza iray miboridana
Sambatra... tena miavaka,
Tsara! tsara ny andro
Baliaka sariaka ho antsika ny masoandro
Tsara ny andro ka faly, fa hafa ny omaly
Ny aizina toa tsy hisava,
Fiara miriotra, ’zay toy ny tafiotra
Miserana manavatsava,
Hirahira tanora arahin’akora
No maningatsingana any,
Raha jctlpni toa hikarenjy, ny satroka penjy
Be tononkira.serasera.org sofina no ento mankany,
Tsara! tsara ny andro, sns...
Tonony: Jérôme Randria, Biry (1982,1990)
Manga mahafinaritra
Zavona kely no tazako eny
Mamiratra ny lanitra,
Endrika falifaly kthu ny voro-manidina
Tompon’ny habakabaka,
Lomanon-jaza iray miboridana
Sambatra... tena miavaka,
Tsara! tsara ny andro
Baliaka sariaka ho antsika ny masoandro
Tsara ny andro ka faly, fa hafa ny omaly
Ny aizina toa tsy hisava,
Fiara miriotra, ’zay toy ny tafiotra
Miserana manavatsava,
Hirahira tanora arahin’akora
No maningatsingana any,
Raha jctlpni toa hikarenjy, ny satroka penjy
Be tononkira.serasera.org sofina no ento mankany,
Tsara! tsara ny andro, sns...
Tonony: Jérôme Randria, Biry (1982,1990)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 16060
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rasoloniaina Jn B.
Daty : 07/04/2003 12:12
