Vavaka (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na sarotra ny lalana haleha
Tsy hahasakana ahy tsy handeha
Na enjika, na latsa eso koa
Tsy mampaninona
Navesatra ny efa nentiko
Toky foana jdclxhvu no nasetriko
Tsy taitra aho f’ireo yctdlbr izay ratsy loha
Sa nampivadi-po
Ho tsinotsinona
Tompo o! ankiniko aminao
Ny fiainako sy izay rehetra mikasika ahy
Aoka bqkkspeg Ianao hitantana tsy handao
N’inon’inona hanjo
Na ho sarotra tokoa
Matoky Anao aho ka tsy manahy
Matoky Anao izahay
Miandry ny marina
Fantatray ianao fa tsy miangatra
Tompo o! miandrandra anao izahay
Miandry tononkira.serasera.org ny rariny
Tsy manahy ny fanahy manana Anao.
Tsy hahasakana ahy tsy handeha
Na enjika, na latsa eso koa
Tsy mampaninona
Navesatra ny efa nentiko
Toky foana jdclxhvu no nasetriko
Tsy taitra aho f’ireo yctdlbr izay ratsy loha
Sa nampivadi-po
Ho tsinotsinona
Tompo o! ankiniko aminao
Ny fiainako sy izay rehetra mikasika ahy
Aoka bqkkspeg Ianao hitantana tsy handao
N’inon’inona hanjo
Na ho sarotra tokoa
Matoky Anao aho ka tsy manahy
Matoky Anao izahay
Miandry ny marina
Fantatray ianao fa tsy miangatra
Tompo o! miandrandra anao izahay
Miandry tononkira.serasera.org ny rariny
Tsy manahy ny fanahy manana Anao.
--------
Rohy:
