Vavaka (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na sarotra ny lalana haleha
Tsy hahasakana ahy tsy handeha
Na enjika, na latsa eso koa
Tsy mampaninona
Navesatra ny efa nentiko
Toky foana no nasetriko
Tsy taitra aho f’ireo izay tononkira.serasera.org ratsy loha
Sa nampivadi-po
Ho tsinotsinona
jvlsieug
Tompo o! ankiniko aminao
Ny fiainako sy izay rehetra mikasika ahy
Aoka Ianao hitantana tsy handao
N’inon’inona hanjo
Na ho sarotra tokoa
Matoky Anao aho ka tsy manahy

Matoky Anao izahay
Miandry ny marina
Fantatray shggz ianao fa tsy miangatra
Tompo nvkx o! miandrandra anao izahay
Miandry ny rariny
Tsy manahy ny fanahy manana Anao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Poopy
Hits : 35240
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 28/11/2002 20:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294