Ndao handihy (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro fifaliana no hiarahana eto anio
Raha sendra olana aza ianao dia itsikio
Ho hadino indray ka tsy hotsaroana
Ireo sorisory hisolo haravoana
Aoka hivalona any ny henatrao anio
Ny fo sy saina ho ravoravo sy hadio
Hitotorebika ary koa ladow hilanonana
Ka ho afa-tsasatra tsy tononkira.serasera.org ho torovana
Andao handihy sy hifaly havanja koa
Ora mamy no hozaraina eto edyb androany
Mifalia mitsikia sy miravoa
Hadinoy bgfsr izay alahelonao
Ndao handihy,hiriaria
Ravoravo sy miramirana
Raha sendra olana aza ianao dia itsikio
Ho hadino indray ka tsy hotsaroana
Ireo sorisory hisolo haravoana
Aoka hivalona any ny henatrao anio
Ny fo sy saina ho ravoravo sy hadio
Hitotorebika ary koa ladow hilanonana
Ka ho afa-tsasatra tsy tononkira.serasera.org ho torovana
Andao handihy sy hifaly havanja koa
Ora mamy no hozaraina eto edyb androany
Mifalia mitsikia sy miravoa
Hadinoy bgfsr izay alahelonao
Ndao handihy,hiriaria
Ravoravo sy miramirana
--------
Rohy:
