Ndao handihy (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro fifaliana xonsag no zwadqfv hiarahana eto anio
Raha sendra olana aza ianao dia itsikio
Ho hadino indray ka tsy hotsaroana
Ireo sorisory hisolo haravoana
Aoka hivalona any ny henatrao anio
Ny fo sy saina ho ravoravo sy hadio
Hitotorebika ary koa hilanonana
Ka ho afa-tsasatra tsy ho torovana
Andao handihy mosylia sy hifaly havanja koa
Ora tononkira.serasera.org mamy no hozaraina eto androany
Mifalia mitsikia sy miravoa
Hadinoy izay alahelonao
Ndao handihy,hiriaria
Ravoravo sy miramirana
Raha sendra olana aza ianao dia itsikio
Ho hadino indray ka tsy hotsaroana
Ireo sorisory hisolo haravoana
Aoka hivalona any ny henatrao anio
Ny fo sy saina ho ravoravo sy hadio
Hitotorebika ary koa hilanonana
Ka ho afa-tsasatra tsy ho torovana
Andao handihy mosylia sy hifaly havanja koa
Ora tononkira.serasera.org mamy no hozaraina eto androany
Mifalia mitsikia sy miravoa
Hadinoy izay alahelonao
Ndao handihy,hiriaria
Ravoravo sy miramirana
--------
Rohy:
