Kanto (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao nahita anao nihelina nandalo aho
Dia efa babonao noho ny mpzwo antony tsy fantatra
Tsy dia hoe noho ny endrikao
Raha vao sxehysig jerena nanaitra ahy
Fa noho ireo fijerinao
Fitsikinao tsy mankalao
Vao nanomboka nahita anao, babo aho
Fa misy hatsarana lalim-paka anatinao
Izany angamba no lafatra
Na dia tsy misy ny tanteraka
Tena kanto tononkira.serasera.org ny hatsaranao
Misaora ilay Nahary ianao
Manana anjara amin’ny fiainana aho
Manana tombony
Milamindamina manana anao
Hiaraka
Manana anjara amin’ny fiainana aho
Manana tombony
Milamindamina manana anao
Hiray làlana
Ts’isy fitaka ny endrikao ivelany
Fa kalxgudd taratry ny ao am-ponao izay rehetra asehony
Tsy dia hoe manindrahindra sanatria
fa velon-kira fa ny kanto any aminao
Manerana ny fiainanao
Dia efa babonao noho ny mpzwo antony tsy fantatra
Tsy dia hoe noho ny endrikao
Raha vao sxehysig jerena nanaitra ahy
Fa noho ireo fijerinao
Fitsikinao tsy mankalao
Vao nanomboka nahita anao, babo aho
Fa misy hatsarana lalim-paka anatinao
Izany angamba no lafatra
Na dia tsy misy ny tanteraka
Tena kanto tononkira.serasera.org ny hatsaranao
Misaora ilay Nahary ianao
Manana anjara amin’ny fiainana aho
Manana tombony
Milamindamina manana anao
Hiaraka
Manana anjara amin’ny fiainana aho
Manana tombony
Milamindamina manana anao
Hiray làlana
Ts’isy fitaka ny endrikao ivelany
Fa kalxgudd taratry ny ao am-ponao izay rehetra asehony
Tsy dia hoe manindrahindra sanatria
fa velon-kira fa ny kanto any aminao
Manerana ny fiainanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 8975
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
