Kanto (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao nahita anao nihelina nandalo aho
Dia efa babonao noho ny antony tsy fantatra
Tsy dia hoe noho ny endrikao
Raha vao jerena nanaitra ahy
Fa noho ireo fijerinao
Fitsikinao tsy mankalao

Vao nanomboka nahita anao, babo btxov aho
Fa misy hatsarana lalim-paka anatinao
Izany angamba no lafatra
Na dia tsy misy ny tanteraka
Tena kanto ny hatsaranao
Misaora ilay Nahary ianao

   tononkira.serasera.org   Manana anjara amin’ny fiainana aho
     Manana tombony
     Milamindamina manana anao
     futvphb Hiaraka
     Manana anjara amin’ny fiainana aho
     Manana tombony
     Milamindamina puvowr manana anao
     Hiray làlana

Ts’isy fitaka ny endrikao ivelany
Fa taratry ny ao am-ponao izay rehetra asehony
Tsy dia hoe manindrahindra sanatria
fa velon-kira fa ny kanto any aminao
Manerana ny fiainanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Poopy
Visites : 8844
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0151