Kamo (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Loza fa tsisy fetrany io hakamoanao io
Loza fa amboletra ny fivelomanao
Ny tontolo misy anao indray
No omenao tsiny raha mahantra ianao io
Tena loza fa ny fisainanao no manambany anao
Tsy heverinao akory ny hiezaka
Efa masaka ao an-doha ny mitofezaka
F’efa mety hoy ianao
Misolelaka isan’andro vaky izao
K’inona indray!
Loza fa toa tsy tsapanao ny tsy fitiavana anao
Tena loza fa hay raha be hono ’ty mba mampihavana
Dia baikon’ny habadoana ka lasa boton’ny be basy ianao
Tena resin’ny hakamoana tsy cungy mahababo intsony ny ratsy
Tsy heverinao akory...
Zatra loatra nomena
Mamitaka ny tena
Miandry ny ho toloram-potsiny
Loza fa mety aminao ny tondro molotra
Mahagaga fa tena zakanao ny tondro tbwrje molotra
Ny hakamoanao qgmy io indrindra no anararaotiny amin’izany
Hanomanany anao indray, handadizanao @ tany
Tsy heverinao akory...
Zatra loatra nomena...
tononkira.serasera.org Poopy (album: tahak’izay)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : PoopyVisites : 4411
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Domoina
Date : 17/01/2003 18:25