HO ANY AMINAO (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy atakalo ,tsy hiova
Ny andro anio zay iarahako aminao
Tsy hasanda vola , tsy hasanda harena , sarobidy
Zao rehetra izao , ka hanjakako anio
Dia tsy hanova zay efa raikitra
Fa ianao , ianao ihany izay tononkira.serasera.org no anio
REF: Hanainga faingana aho hamonjy anao
Ela niandrasana izao andro izao
Ho any aminao anio no anton-diako
jwkqh Ho any aminao no faniriako
N’izan’iza handresy lahatra
Ka manao zay tsy hihaonako aminao
Dia ho lany , lany andro eo f’izaho tsy miova
Fa ianao , ianao ihany
No efa nomeko ny androko anio
Ka ho dkbdxur ahy tokana ihany ny hahita anao
Enga anie ianao ho toa sbbpmpvx ahy koa
Tsy misy hatakalonao ny andro anio
Izay mety ho sakana , tsy handresy lahatra
Fa sarobidy loatra ny anio , sarobidy ny anio

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : PoopyVisites : 5296
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pilipili
Date : 10/01/2005 07:12