HO ANY AMINAO (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy atakalo ,tsy hiova
Ny andro anio zay iarahako aminao
Tsy hasanda vola , tsy hasanda harena , sarobidy
Zao rehetra izao , ka hanjakako anio
Dia tsy hanova zay efa raikitra
Fa ianao , ianao ihany izay no anio
REF: Hanainga faingana aho hamonjy anao
Ela niandrasana izao andro izao
vhml Ho any aminao anio no anton-diako
Ho any aminao no faniriako
N’izan’iza handresy lahatra
Ka manao zay nsdqbo tsy hihaonako aminao
Dia ho lany , lany andro eo f’izaho tsy miova
Fa ianao rizzw , ianao ihany
No efa tononkira.serasera.org nomeko ny androko anio
Ka ho ahy tokana ihany ny hahita anao
Enga anie ianao ho toa ahy koa
Tsy misy hatakalonao ny andro anio
Izay mety ho sakana , tsy handresy lahatra
Fa sarobidy loatra ny anio , sarobidy ny anio

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : PoopyHits : 5362
Likes : 0 Like
Created by : pilipili
Date : 10/01/2005 07:12