hafahafa (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ihany fitiavana,anatiny ao fa hafa endrika
fa ny ho azy aloha vao ny sisa rehetra manarakaraka
tiany ihany raha vitako izay tononkira.serasera.org tiany hatao
dia mba sambatsambatra
raha tsy manelingelina ny an-tsainy ao
mahatsiaro lafatra
raha ny tiany ny faniriany de izy mpanjakako
tsy mba diso tsy meloka izy
f’izao no adala raha to fo
o ouh o o
raha btjvroc ny tiany ny faniriany de rvhwdxe izaho mpanompony
manaiky mora foana ny didy lalana rrmmngn
mampilamindamina
ny fiainany!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 4738
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mumu-onisoa
Daty : 03/05/2004 02:35