hafahafa (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ihany fitiavana,anatiny kcoaxlsv ao fa hafa endrika
fa ny ho azy aloha vao ny sisa rehetra manarakaraka
tiany ihany raha vitako izay tononkira.serasera.org tiany hatao
dia mba sambatsambatra
raha tsy fougl manelingelina ny an-tsainy ao
mahatsiaro lafatra
raha ny tiany ny faniriany de izy mpanjakako
tsy mba diso tsy meloka izy
f’izao no adala raha to fo
o ouh o o
raha ny tiany ny faniriany dzbjyz de izaho mpanompony
manaiky mora foana ny didy lalana
mampilamindamina
ny fiainany!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : PoopyHits : 4848
Likes : 1 Like
Created by : mumu-onisoa
Date : 03/05/2004 02:35