hafahafa (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ihany fitiavana,anatiny ao fa hafa tononkira.serasera.org endrika
fa ny ho azy aloha vao ny sisa rehetra manarakaraka
tiany ihany raha jqgidixb vitako izay tiany hatao
dia mba sambatsambatra
raha tsy manelingelina ny an-tsainy rlwg ao
mahatsiaro lafatra
raha ny tiany ny faniriany de izy mpanjakako
tsy mba diso tsy meloka izy
f’izao uqhvyjl no adala raha to fo
o ouh o o
raha ny tiany ny faniriany de izaho mpanompony
manaiky mora foana ny didy lalana
mampilamindamina
ny fiainany!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : PoopyVisites : 4739
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mumu-onisoa
Date : 03/05/2004 02:35