Andro hafa (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro hafa noho ireo efa niainanao
Ilay fotoana iavian’ny Mpamonjy ety
HO tononkira.serasera.org sahy hiandrandra hibanjina ny lanitra
Sa hiondrika hiery ilay fijeriny ?
Ireo famantarana efa tsapanao ve ?
Manambara tokoa fa ho avy izy izao
Avelao izay rehetra misakana anao
Tsy kmjzelk hahavonona anao anio
Fiv (in-2)
Saino re raha mandre ireo teny gsbcud manambara hoe
Efa akaiky izy izao
Miomana ianao
Mendrika ve nhwptr ny toetranao ?
Ilay fotoana iavian’ny Mpamonjy ety
HO tononkira.serasera.org sahy hiandrandra hibanjina ny lanitra
Sa hiondrika hiery ilay fijeriny ?
Ireo famantarana efa tsapanao ve ?
Manambara tokoa fa ho avy izy izao
Avelao izay rehetra misakana anao
Tsy kmjzelk hahavonona anao anio
Fiv (in-2)
Saino re raha mandre ireo teny gsbcud manambara hoe
Efa akaiky izy izao
Miomana ianao
Mendrika ve nhwptr ny toetranao ?
--------
Rohy:
