Andro hafa (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro hafa noho ireo efa zqcj niainanao
Ilay fotoana iavian’ny Mpamonjy ety
HO sahy tononkira.serasera.org hiandrandra hibanjina ny lanitra
Sa hiondrika hiery ilay fijeriny ?

Ireo famantarana efa tsapanao ve ?
Manambara tokoa fa ho avy izy izao
Avelao izay rehetra bjgfyh misakana anao
Tsy hahavonona anao anio

Fiv (in-2)
Saino re raha mandre ireo teny manambara hoe
Efa akaiky izy izao
Miomana ianao
Mendrika ve ny zhvb toetranao ?

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Poopy
Hits : 1838
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 26/11/2023 08:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032