Malala (feat Mr Sayda) (Odyai)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Odyai :
Ô ry malala e, nataoko ho fehezam-boninkazo ho anao anie ity hira ity
Mba henoy tsara e
Voady efa vita ialy hitia anao, eny ho doria.
Fa raha ny eto an-tany tsisy hasolo anao zany
Tsy hahita ohatra anao aho na dia hiodinkodina any
Ambarako androany f'efa lasanao any
Tsy hanary anao mandrakizay na ho lasa fstxrbps vovoka aza
Manomboka androany, na tsiky na tomany
Malala ho'aho no iantsoako anao
Fa izay ilay voady, nakana anao ho vady
Ity ilay peratra ho atolotro ho anao
Mr Sayda :
Dia mba ampianaro zaho hifaly tononkira.serasera.org amin'izay soa hatsangantsika
Fihino ny tànako liub f'efa ela nangatsiaka
Ka na faly na marary e, na hiainga aotra ariary
'Tsika roa tsy hifanary fa mpivady miara-mihary
Ity ary misy vazo iray, hirahira ihany
Ho mamy toy drug ny vola isika, vinavina ihany
Izay tsara indrindra ananako ato no irariana ihany
Omeko anao tanteraka hatramin'ny farany any
Manomboka androany, na tsiky na tomany
Malala ho'aho no iantsoako anao
Fa izay ilay voady, nakana ho vady

--------
Rohy: