Hivaly aminao (Odyai)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Itanao za baby eh
Tena tianao de voamaika
Nararaotinao izany
Lay fitia niriako ho doria
Kanefa indrisy fa rava ihany tononkira.serasera.org
Ref:ka mbola gmlkco hivaly aminao ireny tsy nety tsy nety
malama anormal ny lalana
dia hitamberina ao andohanao ireny vita ireny vita ireny
dia ho avy ianao hitady ahy
mbola ho avy ny andro atsarovanao ahy
mbola ho avy ny andro itadiavanao ahy
mbola ho avy ny andro atsarovanao ahy
mbola ho avy ny andro itadiavanao ahy
mbola ho avy pjzfz any
mbola ho avy any
mbola ho avy any
mbola ho avy any
fony za nilaozanao nijaly
halahelo ranomaso topant
de vitanao ve ry baby ny andao nbbcaoii ahy
Tena tianao de voamaika
Nararaotinao izany
Lay fitia niriako ho doria
Kanefa indrisy fa rava ihany tononkira.serasera.org
Ref:ka mbola gmlkco hivaly aminao ireny tsy nety tsy nety
malama anormal ny lalana
dia hitamberina ao andohanao ireny vita ireny vita ireny
dia ho avy ianao hitady ahy
mbola ho avy ny andro atsarovanao ahy
mbola ho avy ny andro itadiavanao ahy
mbola ho avy ny andro atsarovanao ahy
mbola ho avy ny andro itadiavanao ahy
mbola ho avy pjzfz any
mbola ho avy any
mbola ho avy any
mbola ho avy any
fony za nilaozanao nijaly
halahelo ranomaso topant
de vitanao ve ry baby ny andao nbbcaoii ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : OdyaiVangy : 7479
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Lovanirina3
Daty : 17/04/2015 10:18
