Na inona anefa mihatra (Ny Tsantan'Imahamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na sarotr'aza ny lalak'ombana, kely sy hety
Hisarongitan'ny fefy sy vuznu tsilo, ts'isy hombana (hombana)
Hantsana miandry ao aloha, ka, misarika ioqgplx mafy ho ao
Mila hamingana hamotrak'antsika
Sady mandrirotra
Na inon'inona anefa mihatra
Na inona manjo (na mihatra)
Tsy mba ho kivy hbgpfjhi na ketrak'izany
Fa ao ny Tomponao
(ao ny Tompo)
Jesoa Mpanafaka antsika, Jesoa Mpamonjy antsika
Jesoa irery no hany Mpamonjy
Raha mafy ny adinao
2. Na dia manonja misamboaravoara Ny onjan-drano
mila ho fefika, mila ho tononkira.serasera.org vaky ny sambontsika (ny sambo)
Maro ny manavo-tena , ka, manala ny vesatra
Manipy entana ivelan'ny sambo
Ho maivamaivana
3. Na mafy aza ny fiainana an-tany, mampitomany
Ka, mahatonga ny maro ho kivy
Ka dia mamoy fo (fa kivy)
Misy ny sasany lasa, ka, manketsy sy mankeroa
Lasa mitady ny vato sy hazo
Hanafak'azy ao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Tsantan'ImahamasinaVisites : 2877
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Njaratian
Date : 06/07/2014 21:16