Hiaraka Aminy (Ny Tsantan'Imahamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravo ny foko e!
Diboka hafaliana
Faly ny saiko
fa tojo izay niriana
Izaho zay mpanota no nantsoiny
Hiaraka Aminy
Efa nekeny
ho isanny ondriny
Tsy hitako intsony
izay teny aclwh hilazana izao
Ny hafaliana
ao anaty foko ao
Satria inoako
fa natolony ahy ny fitiavany
Izaho noraisiny ho havany
Tsy hiala eo intsony aho sanatria
Fa hiaraka euca Aminy mandrakizay doria
Ka naiza naiza misy Azy dia hisy ahy dmac koa
Fantatro fizay no mahasoa
Raiso mba ho Anao
Ny tsantanny foko izao
Hankalazana sy ho fiderana Anao
Ny tononkira.serasera.org hafa ihany koa,
ny vatana sy ny fo
Ny saina sy fanahy afoiko avokoa
Diboka hafaliana
Faly ny saiko
fa tojo izay niriana
Izaho zay mpanota no nantsoiny
Hiaraka Aminy
Efa nekeny
ho isanny ondriny
Tsy hitako intsony
izay teny aclwh hilazana izao
Ny hafaliana
ao anaty foko ao
Satria inoako
fa natolony ahy ny fitiavany
Izaho noraisiny ho havany
Tsy hiala eo intsony aho sanatria
Fa hiaraka euca Aminy mandrakizay doria
Ka naiza naiza misy Azy dia hisy ahy dmac koa
Fantatro fizay no mahasoa
Raiso mba ho Anao
Ny tsantanny foko izao
Hankalazana sy ho fiderana Anao
Ny tononkira.serasera.org hafa ihany koa,
ny vatana sy ny fo
Ny saina sy fanahy afoiko avokoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Tsantan'ImahamasinaVisites : 2912
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Njaratian
Date : 06/07/2014 21:15
