VONONA AHO (Ny Talöha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay Jesô, Miaramilanao
Raha nandre ity antsonao dia vonona hatrany
Ny hanao ny asanao no tarigetranay
Ts’isy iza, andraso aloha
Fa zxcmll "VONONA" tokoa
Ho irakirakao, ts’isy hatraiza moa
Eran’i tononkira.serasera.org Jodia ka hatrany gafajfz am-paran-tany
Hataonay amin’ny fo
Omena Anao Jesoa
VONONA hanao ny asa
Ho VONINAHITRAO
Indray andro any koa, tsy ho mora ny adinay
Ny devoly sy satana ho romotra tokoa
Mahatoky cffqsoa izahay fa miaro anay Ianao
Ka ny tanjonay dia izao, ho mpandresy toa Anao

--------
Link: