Diadiaso hely (Ny Talöha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diadiaso hely aho Jesô
Fa hiaraka Aminao e e

1/Ambarakaly izegny arô
Nahavariagna zaho ô
Tao ny saiky nahafaty fô
Tsy hitako raha atao

2/ Anô migna a Jesô
No mbô tokinay izao
Ka ny dôla sy koragna
Ratsy amiko

3/ Mbo tairotairo migna aro
Ty zanakao Zagnahary
Sao diso aoriana
Very lanitra e
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/ny-talha/diadiaso-hely-1
Hevitra
hery ( 17/11/2022 19:08)
Atsy amin'ny Radiovazogasy Adiadiaso no lohateny.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Talöha
Vangy : 1042
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sfssolo
Daty : 20/09/2016 06:24
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0327