VAVAKIN’NY TALOHA (Ny Talöha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy oo ! mpamonjiko anao,
Zahay Gognonao , miangoty aminao, magniry mbo
Agnaradia anao.
Maro ny lalagna misampatsampagna,
Mety mitondra mandeha agny andavaka ,
rpgq Tantano re e ! fa sao sendra solafaka,
Tsidiho migna fa tanora loatra ka tsy ho jhmposai afaka kkrjmwcq !
O mba tolory tananao tononkira.serasera.org , ho ankilanao e ee!
Satriko foagna aza re miriny ano,
Alaviro ahy, ny rediredin’ny satana
Omeo ahy ny herinao ho fahazavana.

--------
Lien: