VONONA AHO (Ny Talöha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay Jesô, Miaramilanao
Raha nandre ity antsonao dia vonona hatrany
Ny hanao ny asanao no tarigetranay
Ts’isy tfowac iza, andraso aloha
Fa "VONONA" tokoa

Ho irakirakao, ts’isy hatraiza moa
Eran’i Jodia ka hatrany am-paran-tany
Hataonay amin’ny fo
Omena Anao Jesoa
VONONA hanao ny asa
Ho VONINAHITRAO

Indray tononkira.serasera.org andro any koa, tsy ho mora ny adinay
Ny devoly sy satana ho relvkb romotra tokoa
Mahatoky izahay fa miaro anay Ianao
Ka ny tanjonay dia izao, ho mpandresy toa Anao
cfekgbqh

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Talöha
Visites : 958
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : SFSSOLO
Date : 04/11/2022 20:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031