Tafaray (Ny Talöha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Tafaray eto indray,tovolahy maro
Foko samy hafa no, indro mifangaro
Vatsy iray, Aina koa no miara-dia
Mampiseho fa izahay dia mifankatia

Lalao sy hira ary koa lalàna
No ivelomanay Antoko Aina
Hezaka ary izahay ho mpirahalahy
Izay no baiko nomen’ i Jesô ô ô ô

Lalàna folo izay efa nekena
No ivelomanay mpirahalahy
Hiezaka izahay ho mpifankatia
Tompo tia fampiavanana ô ô ô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Talöha
Vangy : 1198
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sfssolo
Daty : 20/09/2016 06:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0741