VONONA AHO (Ny Talöha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay Jesô, fnuhwasr Miaramilanao
Raha nandre ity antsonao dia vonona hatrany
Ny hanao ny asanao tononkira.serasera.org no tarigetranay
Ts’isy iza, andraso aloha
Fa "VONONA" tokoa
Ho irakirakao, ts’isy hatraiza dvkzco moa
Eran’i Jodia ka hatrany am-paran-tany
Hataonay amin’ny fo
Omena lhasw Anao Jesoa
VONONA hanao ny asa
Ho VONINAHITRAO
Indray andro any koa, tsy ho mora ny adinay
Ny devoly sy satana ho romotra tokoa
Mahatoky izahay fa miaro anay Ianao
Ka ny tanjonay dia izao, ho mpandresy toa Anao

--------
Link: