FIARAHABANA (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIARAHABANA
Ampitomboina aminareo mandrakariva anie
Ny fahasoavana sy ny fiadanana
Avy amin'Andriamanitra : Ray, Zanaka, Fanahy
Ray sy Zanaka ary Fanahy
Fifaliana ho anay tononkira.serasera.org ny manatrika anareo etoana
Mitondra ny Tenin'ny Ray, hizara ny finoana
Koa hbsk arahabaina hianareo ry nrekgax havana
Na ny lehibe na koa ny kely, tsy ankanavaka
Ny Fanahy Masina anie hitarika antsika rehetra
Hamoa ny fo ao anaty, hanazava, hampitoetra
Ireo teny izay hambara sy hozaraina
Ho sakafon'ny fanahy, hanatanjaka ny yobow aina

--------
Rohy: