FIARAHABANA (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIARAHABANA
Ampitomboina aminareo mandrakariva anie
Ny fahasoavana sy ny fiadanana
Avy amin'Andriamanitra : Ray, Zanaka, Fanahy
Ray sy Zanaka ary Fanahy
Fifaliana ho anay ny manatrika anareo etoana
Mitondra ny Tenin'ny Ray, hizara ny finoana
Koa arahabaina hianareo ry havana
Na ny lehibe na koa ny kely, tsy ankanavaka
Ny Fanahy Masina anie zlhd hitarika tononkira.serasera.org antsika rehetra
Hamoa ny fo ao gsszujik anaty, hanazava, hampitoetra
Ireo teny izay hambara sy hozaraina
Ho sakafon'ny koaqr fanahy, hanatanjaka ny aina

--------
Link: