FIARAHABANA (Ny salohy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampitomboina aminareo mandrakariva anie
Ny fahasoavana sy iraewi ny fiadanana
Avy amin’Andriamanitra : Ray, Zanaka, Fanahy
Ray sy Zanaka tononkira.serasera.org ary Fanahy

Fifaliana ho anay ny manatrika anareo etoana
Mitondra ny Tenin’ny Ray, hizara ny finoana
Koa arahabaina hianareo ry havana
Na ny lehibe na koa ny kely, tsy ankanavaka

Ny Fanahy Masina anie hitarika antsika rehetra
Hamoa eaap ny fo ao anaty, hanazava, hampitoetra
Ireo teny izay hambara sy hampitaina
Ho sakafon’ny fanahy, hery hanatanjaka ny aina

             qumdjnv                      RABARIJAONA Andrianaina Robdera

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny salohy
Vangy : 3242
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naina R.
Daty : 14/12/2004 08:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0411