FIARAHABANA (Ny salohy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampitomboina aminareo mandrakariva anie
Ny fahasoavana sy ny fiadanana
Avy amin’Andriamanitra : Ray, Zanaka, Fanahy
Ray sy Zanaka ary Fanahy

Fifaliana ho anay ny manatrika anareo etoana
Mitondra riquk ny Tenin’ny Ray, uohnfji hizara ny finoana
Koa arahabaina hianareo ry havana
Na ny lehibe na koa ny kely, tononkira.serasera.org tsy ankanavaka

Ny Fanahy Masina anie hitarika antsika rehetra
Hamoa pnmpg ny fo ao anaty, hanazava, hampitoetra
Ireo teny izay hambara sy hampitaina
Ho sakafon’ny fanahy, hery hanatanjaka ny aina

                                  RABARIJAONA Andrianaina Robdera

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny salohy
Hits : 3239
Likes : 0 Like
Created by : Naina R.
Date : 14/12/2004 08:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8022