FALY SY RAVO (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv. : Faly evyerv sy ravo ny foko
Mihira ho Anao Jeso
Misinda ho azy ny toloko
Raha miaraka aminao
1) Tamin’ireo fahoriako
No niantsoako Anao
ieanvysp Ka namalianao ahy
Nampitonianao ny fanahy, ka
2) Amin’ireo fakam-panahy
Mitaona ahy ety
Miady mafy ny fanahy
Soa fa eo Hianao Jeso tia, ka
3) Amin’ny fiainako rehetra
Raha tafasaraka Anao
Dia tononkira.serasera.org tsaroako manjoretra
Tsy mahavita ny wohlgyi atao, ka
Rabarijaona Andrianaina Robdera
Mihira ho Anao Jeso
Misinda ho azy ny toloko
Raha miaraka aminao
1) Tamin’ireo fahoriako
No niantsoako Anao
ieanvysp Ka namalianao ahy
Nampitonianao ny fanahy, ka
2) Amin’ireo fakam-panahy
Mitaona ahy ety
Miady mafy ny fanahy
Soa fa eo Hianao Jeso tia, ka
3) Amin’ny fiainako rehetra
Raha tafasaraka Anao
Dia tononkira.serasera.org tsaroako manjoretra
Tsy mahavita ny wohlgyi atao, ka
Rabarijaona Andrianaina Robdera
--------
Rohy:
