FALY SY RAVO (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv. : Faly zuqzfh sy ravo ny foko
tononkira.serasera.org Mihira ho Anao Jeso
Misinda ho azy ny toloko
wduehkjt Raha miaraka aminao
1) Tamin’ireo fahoriako
No niantsoako Anao
Ka namalianao ahy
Nampitonianao ny fanahy, ka
2) Amin’ireo fakam-panahy
Mitaona ahy ety
Miady mafy ny fanahy
Soa fa eo Hianao Jeso tia, ka
3) Amin’ny fiainako rehetra
Raha tafasaraka Anao
Dia tsaroako manjoretra
Tsy mahavita ny atao, ka
wjcr Rabarijaona Andrianaina Robdera
tononkira.serasera.org Mihira ho Anao Jeso
Misinda ho azy ny toloko
wduehkjt Raha miaraka aminao
1) Tamin’ireo fahoriako
No niantsoako Anao
Ka namalianao ahy
Nampitonianao ny fanahy, ka
2) Amin’ireo fakam-panahy
Mitaona ahy ety
Miady mafy ny fanahy
Soa fa eo Hianao Jeso tia, ka
3) Amin’ny fiainako rehetra
Raha tafasaraka Anao
Dia tsaroako manjoretra
Tsy mahavita ny atao, ka
wjcr Rabarijaona Andrianaina Robdera
--------
Lien:
