Tambatra (Ny Sakelidalana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nitsiky izy, Oh dia nitsiky izy
Fa nifoha awctzg Ilay fanantenana
Teo an-tany naharavana
Tsapany avy hatrany
Fa izany no eto tononkira.serasera.org an-tany
Hoan'izay miala eto
Tsy maintsy misento

Inoako fa misy any hoany
Milanja ny zioga mavesatra
Mitolona mampitomany
Kivy, mivalaketraka Oh

Any ianao zoky malala tsy hadino,
Kilasimandry manirery any ho any.
Tinaitran’embona nandalo
zandrinao ka indro
Manina ka manoratra

Azafady ry Sakelidalana Oh
Sao mba nandalo teto ilay tiako
Nifamaly izahay mantsy omaly
Ny maraina izy tsy hitako intsony
Lazao re ry Sakelidalana Oh
Fa tiako tokoa izy iny
Tambazako vola ianao re
Raha toa ka milaza ny marina
Adray re ry Voahangy !
Voahangy ô !
Nahoana no dia nosomparana
’Lay fitiavantsika
Fitia mbola feno hasambarana
Mijaly aho ! Mijaly aho ry Voahangy malala ô
Satria ianao re... Ianao re no nahavita izao

Any ianao ry malala aa
Izaho aty mbola tsara
Mahatsiaro ireo koràna teto
Ny foko indro fa vonton-tsento
Lavitra anao aho ry tiana an
Ranomasoko he mikoriana an
Ny any angamba mazava an
Ny aty kosa manjombon-dava an

I neny ve, dia izy dpfem irery eh no sisa hiari-pery
Izy yhkd no hisotro mangidy
I neny ve, dia izy irery eh no sisa hiari-pery
Nankaiza eh 'lay ray mpandositra adidy

Avela aloha hisaraka
Avela hifandao
Dieny mbola tsy tanteraka ny voady izay natao
Oh oh oh
Tsy nisy noterena anie
Na novozonana
Fa ny kibo sampin'ny nahiny
No aoka handidy

Oh oh oh oh oh
Arosoy ny lakan-tsika razandry
Fa sasa-miandry i Neny
Arosoy ny lakan-tsika razandry
Fa sasa-miandry i Dada (x2)
____ _____ ______ _____ ______ ______ _____
Nampiditra : Manda Ny Aina Gabriel ✍🏽
Ny Sakelidalana [ Tambatra Bemiray ]

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Sakelidalana
Vangy : 20
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Adnam
Daty : 07/10/2026 10:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.028