Araraoty (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Araraoty ny hmnclnxm andro
Azo anaovan-tsoa ,fa ratsy
Izao fiainan-tsika izao
Dia mora lo sy mety maty
Fa mahasambatra tokoa
Ny manome noho ny mandray
Ary ataovy amin,ny fo
Aza atao alasafay ,
Ho fandatsana indray
Fa ny maty manao leeuwogc soa
Tsarovana tokoa
Ary ho mandrakizay
Ndeha ( efao ny adidy...)
omeo ireo mahantra
Ndeha tononkira.serasera.org ( ataovy an-tsafidy )
vangio ny marary
Ary ataovy amin pzjoxhqi ' ny fo
Aza atao alasafay
Ho fanesoana indray
Ny manome amim- pifaliana
No sambatra indrindra
Sitrak ' Andriamanitra
Azo anaovan-tsoa ,fa ratsy
Izao fiainan-tsika izao
Dia mora lo sy mety maty
Fa mahasambatra tokoa
Ny manome noho ny mandray
Ary ataovy amin,ny fo
Aza atao alasafay ,
Ho fandatsana indray
Fa ny maty manao leeuwogc soa
Tsarovana tokoa
Ary ho mandrakizay
Ndeha ( efao ny adidy...)
omeo ireo mahantra
Ndeha tononkira.serasera.org ( ataovy an-tsafidy )
vangio ny marary
Ary ataovy amin pzjoxhqi ' ny fo
Aza atao alasafay
Ho fanesoana indray
Ny manome amim- pifaliana
No sambatra indrindra
Sitrak ' Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny SakelidalanaVangy : 9192
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ymwja
Daty : 17/06/2021 17:12
