Gasikarako (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toerana,mamiko emxdor indrindra,
Tananan’Ikaky taloha,
Ankany, izay tsy mba hafindra,
Fonenan’i Neny fahiny.
Gasikarako, Gasikarako
Aminao no tiako hiafarako.
Tsinjovy, izay lavitra anao
Fa hody aminao tononkira.serasera.org indray andro any.
Gasikarako, Gasikarako
Aminao no tiako hiafarako.
Ankany izay tsy mba hafindra,
Fonenana clzx mamiko indrindra.
Gasikarako oxvhwyi !
Tananan’Ikaky taloha,
Ankany, izay tsy mba hafindra,
Fonenan’i Neny fahiny.
Gasikarako, Gasikarako
Aminao no tiako hiafarako.
Tsinjovy, izay lavitra anao
Fa hody aminao tononkira.serasera.org indray andro any.
Gasikarako, Gasikarako
Aminao no tiako hiafarako.
Ankany izay tsy mba hafindra,
Fonenana clzx mamiko indrindra.
Gasikarako oxvhwyi !
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny RailovyHits : 4725
Likes : 0 Like
Created by : ari.malala
Date : 01/04/2008 12:58
