Gasikarako (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toerana,mamiko jfnwagle indrindra,
Tananan’Ikaky taloha,
Ankany, izay tsy mba hafindra,
Fonenan’i Neny gdqzmxbe fahiny.
Gasikarako, Gasikarako
Aminao no tiako hiafarako.
Tsinjovy, hgsqkukv izay lavitra anao
Fa hody aminao indray andro any.
Gasikarako, Gasikarako
Aminao no tiako hiafarako.
Ankany izay tononkira.serasera.org tsy mba hafindra,
Fonenana mamiko indrindra.
Gasikarako !
Tananan’Ikaky taloha,
Ankany, izay tsy mba hafindra,
Fonenan’i Neny gdqzmxbe fahiny.
Gasikarako, Gasikarako
Aminao no tiako hiafarako.
Tsinjovy, hgsqkukv izay lavitra anao
Fa hody aminao indray andro any.
Gasikarako, Gasikarako
Aminao no tiako hiafarako.
Ankany izay tononkira.serasera.org tsy mba hafindra,
Fonenana mamiko indrindra.
Gasikarako !
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny RailovyVisites : 4780
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ari.malala
Date : 01/04/2008 12:58
