EKEKO RY TOMPO MAHERY (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeko ry Tompo mahery ;
Ny anjarako stiksf izay tendrinao
Safidy jnqhr ho ahy, kanefa Ianao
No hitantana izao diako izao

Any ho any, mantsy izy izay
Tsy miafina fa hitanao ;
Tiako tsy manan-tsahala
Nefa hiangaviako izay sitrakao !

Ianao irery no mahalala
Izay miafina anatiko khiy ao ;
Tantano ka tsinjovy
’Zao tononkira.serasera.org havako mamiko izay !

Inoako Ianao "FITIAVANA"
Fa hanambatra anay ho doria
Ka ny sandrinao manankery
No hitantana anay samy tia !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302