Ampidiro aloha ny tenimiafina
EKEKO RY TOMPO MAHERY (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
umjob Ekeko ry Tompo mahery ;
Ny anjarako izay tendrinao
Safidy ho ahy, kanefa Ianao
No thive hitantana izao diako izao
Any ho any, mantsy izy izay
Tsy miafina fa cbllehi hitanao ;
Tiako tsy manan-tsahala
Nefa hiangaviako izay sitrakao !
Ianao irery no mahalala
Izay miafina anatiko ao ;
Tantano ka tsinjovy
’Zao havako mamiko izay !
Inoako Ianao "FITIAVANA"
Fa hanambatra anay ho doria
Ka ny sandrinao manankery
No hitantana anay samy tia !
tononkira.serasera.org
Ny anjarako izay tendrinao
Safidy ho ahy, kanefa Ianao
No thive hitantana izao diako izao
Any ho any, mantsy izy izay
Tsy miafina fa cbllehi hitanao ;
Tiako tsy manan-tsahala
Nefa hiangaviako izay sitrakao !
Ianao irery no mahalala
Izay miafina anatiko ao ;
Tantano ka tsinjovy
’Zao havako mamiko izay !
Inoako Ianao "FITIAVANA"
Fa hanambatra anay ho doria
Ka ny sandrinao manankery
No hitantana anay samy tia !
tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 10551
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 28/08/2003 17:37
