Tompo ô omeo ahy ny fo madio (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ! ydlx Omeo ahy ny fo madio
Mba hahaizako mitia anao
Meloka aho kanefa ahitsio
Mba tolory ny famindramponao
Fa mahery, mandresy ihany koa
Izay rehetra miankina aminao
Afaka ahiahy, miadam-po
Mahatoky ny manana anao
Raha ny heloka efa vitako menatra aho
fghorz Na dia ny hanonona ny anaranao
Efa nanao izay ratsy indrindra aho teo imasonao
Indrisy resin’izao tontolo izao ry Tompo
tononkira.serasera.org Fahafatesana anie no mendrika ho ahy izao
Nefa navotanao
Fahaverezana mandrakizay no sahaza ahy hatram’izao
Fa mahery mandresy mlxa ihany koa
Izay rehetra miankina aminao
Afaka ahiahy miadam-po
Mahatoky ny manana anao....
Mba hahaizako mitia anao
Meloka aho kanefa ahitsio
Mba tolory ny famindramponao
Fa mahery, mandresy ihany koa
Izay rehetra miankina aminao
Afaka ahiahy, miadam-po
Mahatoky ny manana anao
Raha ny heloka efa vitako menatra aho
fghorz Na dia ny hanonona ny anaranao
Efa nanao izay ratsy indrindra aho teo imasonao
Indrisy resin’izao tontolo izao ry Tompo
tononkira.serasera.org Fahafatesana anie no mendrika ho ahy izao
Nefa navotanao
Fahaverezana mandrakizay no sahaza ahy hatram’izao
Fa mahery mandresy mlxa ihany koa
Izay rehetra miankina aminao
Afaka ahiahy miadam-po
Mahatoky ny manana anao....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MpitoryVangy : 10732
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 05/08/2002 15:19
