Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tompo ô omeo ahy ny fo madio (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ! Omeo ahy ny fo madio
Mba hahaizako mitia anao
Meloka aho kanefa ahitsio
Mba tolory ny famindramponao
Fa mahery, mandresy ihany koa
Izay rehetra miankina aminao
Afaka ahiahy, miadam-po
Mahatoky ny manana anao
Raha kievm ny heloka sdci efa vitako menatra aho
tononkira.serasera.org Na dia ny hanonona ny anaranao
Efa nanao izay ratsy indrindra aho teo imasonao
beehcty Indrisy resin’izao tontolo izao ry Tompo
Fahafatesana anie no mendrika ho ahy izao
Nefa navotanao
Fahaverezana mandrakizay no sahaza ahy hatram’izao
Fa mahery mandresy ihany koa
Izay rehetra miankina aminao
Afaka ahiahy miadam-po
Mahatoky ny manana anao....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny MpitoryVisites : 10839
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 05/08/2002 15:19