NY FANDRESEKO (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vpbyzre Ny faniriako Tompo
Ny hamelanao ahy
Sasao hadio ny foko
Ho marina fanahy
Aoka ugnb tsy ny famaizanao
Hitsapana ny fanahy
No hiovana mba ho mendrika
Fa fiovan’ilay Fanahy
Handresy fakampanahy
No atolotrao ho ahy ry Ray o!
Raha sitrakao ry Raiko
Inty ny tenako
Ento miverina amin’ny làlantsaranao
E raha ny làlana naleha
Nifanena wpbvz loza be
Nantenaina hahasoa tokoa
Fa ianao ry Tompo tia
Lalan-tokan’ny fitia
Tsy namela ahy hania ry Ray o!
Ny fandreseko Ray o!
Ny tononkira.serasera.org miaina anilanao
Manome toky aho
Ho tena zanakao
Ny hamelanao ahy
Sasao hadio ny foko
Ho marina fanahy
Aoka ugnb tsy ny famaizanao
Hitsapana ny fanahy
No hiovana mba ho mendrika
Fa fiovan’ilay Fanahy
Handresy fakampanahy
No atolotrao ho ahy ry Ray o!
Raha sitrakao ry Raiko
Inty ny tenako
Ento miverina amin’ny làlantsaranao
E raha ny làlana naleha
Nifanena wpbvz loza be
Nantenaina hahasoa tokoa
Fa ianao ry Tompo tia
Lalan-tokan’ny fitia
Tsy namela ahy hania ry Ray o!
Ny fandreseko Ray o!
Ny tononkira.serasera.org miaina anilanao
Manome toky aho
Ho tena zanakao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MpitoryVangy : 4517
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotorado
Daty : 27/10/2006 13:04
