NY FANDRESEKO (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny faniriako Tompo
Ny hamelanao ahy
Sasao hadio ny foko
Ho marina fanahy
Aoka tsy ny famaizanao
Hitsapana ny fanahy
No hiovana mba ho mendrika
Fa fiovan’ilay Fanahy
Handresy fakampanahy
No atolotrao ho ahy ry Ray o!
Raha sitrakao ry Raiko
Inty ny tenako
Ento miverina amin’ny làlantsaranao
E raha ny làlana naleha
Nifanena loza be
Nantenaina syblk pzieuvw hahasoa tokoa
Fa ianao tononkira.serasera.org ry Tompo mkbo tia
Lalan-tokan’ny fitia
Tsy namela ahy hania ry Ray o!
Ny fandreseko Ray o!
Ny miaina anilanao
Manome toky aho
Ho tena zanakao
Ny hamelanao ahy
Sasao hadio ny foko
Ho marina fanahy
Aoka tsy ny famaizanao
Hitsapana ny fanahy
No hiovana mba ho mendrika
Fa fiovan’ilay Fanahy
Handresy fakampanahy
No atolotrao ho ahy ry Ray o!
Raha sitrakao ry Raiko
Inty ny tenako
Ento miverina amin’ny làlantsaranao
E raha ny làlana naleha
Nifanena loza be
Nantenaina syblk pzieuvw hahasoa tokoa
Fa ianao tononkira.serasera.org ry Tompo mkbo tia
Lalan-tokan’ny fitia
Tsy namela ahy hania ry Ray o!
Ny fandreseko Ray o!
Ny miaina anilanao
Manome toky aho
Ho tena zanakao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MpitoryHits : 4519
Likes : 1 Like
Created by : rakotorado
Date : 27/10/2006 13:04
