Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mpiandry tsara (NY MPIANTAFIKA Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah no mpiandry ahy
Tsy mba misy atahorako
Mampandry awdc ahy eo amin’ny ahi-maitso Izy
Jehovah io mitondra ahy eo amoron’ny rano
Mba hiala, hiala sasatra
Mamelombelona ny fanahiko,
Mitarik’ahy amin’ny svylnh lalan’ny fahamarinana
Tsy ho azontahotr’aho n’aiza n’aiza no haleha
Fa Jehovah no tononkira.serasera.org amiko
Amelaranao latabatr’aho actxwq eo imason’ny fahavaloko
Hitoetr’eo an-tranonao aho mandrakizay.
Arnell Hasina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY MPIANTAFIKA GospelVangy : 2676
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : aah
Daty : 06/03/2009 11:50