Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mpiandry tsara (NY MPIANTAFIKA Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah no mpiandry ahy
Tsy mba misy atahorako
Mampandry ahy eo amin’ny ahi-maitso Izy
Jehovah wgpnggzo io mitondra ahy eo amoron’ny ikgnbi rano
Mba hiala, hiala sasatra
Mamelombelona ny fanahiko,
Mitarik’ahy amin’ny lalan’ny fahamarinana
Tsy ho azontahotr’aho n’aiza n’aiza no haleha
Fa Jehovah no tononkira.serasera.org amiko
Amelaranao latabatr’aho eo imason’ny fahavaloko
Hitoetr’eo an-tranonao aho mandrakizay.
Arnell yudeynm Hasina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY MPIANTAFIKA GospelVisites : 2677
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : aah
Date : 06/03/2009 11:50