Inty aho, iraho aho (NY MPIANTAFIKA Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza mplvfhcc no hanambara ny hafatry ny Ray
Inty aho, iraho aho
Hanambara famonjena vitan’ny Kristy
Inty aho, iraho aho
Ampionony, ampionony ny oloko hoy Jehovah
Mitoria teny soa amin’ny Jerosalema
Ka tononkira.serasera.org lazao aminy fa vita ny adiny
Sady voavela ny oqnm helony
‘Njany misy feo manakoako hoe:
Manamboara làlana zhre ho an’ny Jehovah
Manaova lalambe any an-tany foana
Ho an’i, ho an’i, ho an’I Jehovah
ARNELL Hasina
Inty aho, iraho aho
Hanambara famonjena vitan’ny Kristy
Inty aho, iraho aho
Ampionony, ampionony ny oloko hoy Jehovah
Mitoria teny soa amin’ny Jerosalema
Ka tononkira.serasera.org lazao aminy fa vita ny adiny
Sady voavela ny oqnm helony
‘Njany misy feo manakoako hoe:
Manamboara làlana zhre ho an’ny Jehovah
Manaova lalambe any an-tany foana
Ho an’i, ho an’i, ho an’I Jehovah
ARNELL Hasina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY MPIANTAFIKA GospelHits : 2784
Likes : 0 Like
Created by : aah
Date : 17/11/2008 06:29
